ILAY LALAM-PAMONJENA (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray malala ao ambony nkayzmrs
Nafoinao ny zanakao le
Dia tbropse ilay Jesoa Tompo sy Mpamonjy
Novonoina hisolo ny helokay
Hé resinao anie ry Tompo
Ny fahafatesam-pahotana
Koa hasandratray anie ry Jesoa
Voninahitra ho Anao ry tononkira.serasera.org Ray

Solo:
Ny rà nalatsakao Jesoa
No nanavotanao anay
Tao anaty lotom-pahotana
Noho ny fitiavanao tokoa
Reo diankapoka taminao
No manasitrana anat
Vita koa ilay lalam-pamonjena
Hahaizanay mitoetra ao Aminao

Ny helokay anie ry Tompo
No nanamelohana Anao
Eso latsa tsy nahoako
Hoy Ianao nifona ho anat
Ka dia nekenao ny ho faty
Nitondra rbrlqhk ny helokay mpanota
Misaotra Anao zahay ry Tompo
Fa Mpandresy izay ao Aminao

Mpandresy izahay,ao Aminao
Mpandresy izahay ao Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417