Ianao Jesoa (Traduction Gospel) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa misaotra Anao, doqxhn tonga tety
Ampianaro izahay ho mpanara dia
Jesoa tsy mahafoy, ny mania
Jesoa Ianao no tena tia

Fiv: Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
       Deraiko yozxbw lalandava fa mahery
       tononkira.serasera.org Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
       Deraiko lalandava fa mahery

Hasandratro ny feoko ho Azy
Satria ireny, dia avy okcissaa Aminy
Na matory, na mifoha izaho
Dia tahìny, dia tahìny

Fiv:  ....

Cover by Anjomaran'ny Fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03