Ianao Jesoa (Traduction Gospel) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa misaotra Anao, tonga tety
Ampianaro izahay ho mpanara tononkira.serasera.org dia
Jesoa tsy mahafoy, ny mania
Jesoa Ianao no tena tia

Fiv: Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
       Deraiko lalandava fa mahery
   bgwad   citrc   Ianao Jesoa, 'lay mpiandry ahy
  dffz      Deraiko lalandava fa mahery

Hasandratro ny feoko ho Azy
Satria ireny, dia avy Aminy
Na matory, na mifoha izaho
Dia tahìny, dia tahìny

Fiv:  ....

Cover by Anjomaran'ny Fitiavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03