FANAHY MASINA O! (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy masina ô, midina eto izao
Ô mitoera aty anatinay
Fa tonga izao, 'lay andro efa nambara
Hoe ho avy Ianao, mpananatra anay
Mampianara anay hifona
Hampahatsiaro anay ny tononkira.serasera.org teny tsara
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao

Fiv:
Fanahy masina ô, mba manampia
Aoka hiroso hatrany anie ny dia
Ry olombelona ô mba mihainoa
Miantso antsik'ho amin'ny keaqf fanjakay Izy
Miandry antsika hatrany anie Jeso

Njay reko izao 'lay feon'ny fanahy
Mibitsika mangina anatiko xpscnfuy ao
Miasà mahery hampijoro rprhau ahy
Amin'ny zara fanompoana atao
Ampaherezo hanana finoana
Mba hanefako ny asa fanompoana
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao

Fiv ...

A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1396