FANAHY MASINA O! (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy masina ô, midina eto izao
Ô mitoera aty anatinay
Fa tononkira.serasera.org tonga izao, 'lay andro efa nambara
Hoe ho avy Ianao, mpananatra abanmycm anay
Mampianara anay hifona
Hampahatsiaro anay ny teny tsara
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao
Fiv:
Fanahy masina ô, mba manampia
Aoka hiroso hatrany drngvm anie ny dia
Ry olombelona ô mba mihainoa
Miantso antsik'ho amin'ny fanjakay Izy
Miandry antsika hatrany anie Jeso
Njay reko izao 'lay feon'ny atmwuv fanahy
Mibitsika mangina anatiko ao
Miasà mahery hampijoro ahy
Amin'ny zara fanompoana atao
Ampaherezo hanana finoana
Mba hanefako ny asa fanompoana
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao
Fiv ...
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
Ô mitoera aty anatinay
Fa tononkira.serasera.org tonga izao, 'lay andro efa nambara
Hoe ho avy Ianao, mpananatra abanmycm anay
Mampianara anay hifona
Hampahatsiaro anay ny teny tsara
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao
Fiv:
Fanahy masina ô, mba manampia
Aoka hiroso hatrany drngvm anie ny dia
Ry olombelona ô mba mihainoa
Miantso antsik'ho amin'ny fanjakay Izy
Miandry antsika hatrany anie Jeso
Njay reko izao 'lay feon'ny atmwuv fanahy
Mibitsika mangina anatiko ao
Miasà mahery hampijoro ahy
Amin'ny zara fanompoana atao
Ampaherezo hanana finoana
Mba hanefako ny asa fanompoana
Ô hamasino ho mendrika tokoa
Fa lehibe ny voninahitrao
Fiv ...
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 763
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 18/08/2023 23:15
