TSY NY HIRA IHANY (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha hampiaram-peo
Mahay maneho fa tsara ny ozvwhk Tompo
Raha opiiuhm mahay mihira, tsy haniratsira
Dia hisandratra Izy
Nefa tsy resy lahatra aho
Raha tsy niova fo ianao
Nefa ianao midera
Ref:
Tsy tononkira.serasera.org ny hira ihany
Fa n'inon'inona atao
Dia manandratra Azy
Raha toa ka miaina masina ianao
2- Raha hanandratra ihany
Raha mbola eto an-tany
tsy aleo iztdnhv ve ny Tompo
Fa mendrika Azy izany
Ilay Ray ambony any
Ilay Mpanjakanao
Nefa tsy resy lahatra aho
Raha tsy niova toetra ianao
Nefa ianao midera

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anicet
Visites : 1251
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VideoHiraFiderana1
Date : 03/11/2020 18:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0724