Tsisy resy tsy miady (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilavo lavo lefona 'zaho
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana tononkira.serasera.org Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao qwpcl aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy aho
Na ho resy tsy mxdaaxsv miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana kkorvnpf Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho mahatoky Anao,
Mpiady mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana tononkira.serasera.org Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao qwpcl aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy aho
Na ho resy tsy mxdaaxsv miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana kkorvnpf Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho mahatoky Anao,
Mpiady mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnicetVangy : 2980
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 08/12/2021 19:58
