Tsisy resy tsy miady (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilavo lavo lefona 'zaho
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho tacyee tononkira.serasera.org manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy fgnlwxh aho
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho uxevhn mahatoky Anao,
Mpiady mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho tacyee tononkira.serasera.org manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy fgnlwxh aho
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho uxevhn mahatoky Anao,
Mpiady mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnicetVisites : 3397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 08/12/2021 19:58
