Zava-miafina (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny xosx ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tononkira.serasera.org tombatombana ny anao
(miverina in-2) saozh
Ny fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery gwva
no mahalala ny ao anatiko ao tena mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : André TitysVangy : 1586
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 22/12/2020 22:32