Zava-miafina (André Titys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zovy moa hkeu izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko  na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko,  sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala,  tombatombana ny anao    
(miverina in-2)    

Ny fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao tononkira.serasera.org       suafu
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao      
Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery      
no mahalala ny ao anatiko hrnla ao tena mbola zava-miery

Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : André Titys
Visites : 1585
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 22/12/2020 22:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315