Zava-miafina (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny utaong ato am-poko
nefa noqfsd izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
(miverina in-2)
Ny dgvigsj fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery
no mahalala ny ao anatiko ao tena mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina tononkira.serasera.org
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : André TitysHits : 1587
Likes : 1 Like
Created by : tynede
Date : 22/12/2020 22:32