INDRANA VELOMA (André Titys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  
  Raha sendra ianao ka mandalo any ho any
  Mba ento (2) izao hafatro izao
  Ny tenako izay mbola voatana eto ihany
  Voatery (2) mba hindrana anao

            Dia veloma, veloma hono hoe re antsoiny
    sfovr         Ireo hafatra tsy ho hadinoiny
    tononkira.serasera.org         Raha mbola mitempo ny fony
         ndrhjh    Dia veloma, veloma hono hoe ka masina
            Veloma ary aza variana
            fa mbola hiaona any aoriana

  Raha toa hono hoe ka manina loatra
  Fa saraka (2) ela hatrizay
  Nefa indrisy fa tsy afa-manohatra
  Dia hira pphitkh (2) kaloina ho anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : André Titys
Hits : 3954
Likes : 1 Like
Created by : Rakotomalala
Date : 16/11/2004 14:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4298