INDRANA VELOMA (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pzbsd Raha sendra ianao ka mandalo any ho any
Mba ento (2) ktcdb izao hafatro izao
Ny tenako izay mbola tononkira.serasera.org voatana eto rdqp ihany
Voatery (2) mba hindrana anao
Dia veloma, veloma hono hoe re antsoiny
Ireo hafatra tsy ho hadinoiny
Raha mbola mitempo ny fony
Dia veloma, veloma hono hoe ka masina
Veloma ary aza variana
fa mbola hiaona any aoriana
Raha toa hono hoe ka manina loatra
Fa saraka (2) ela hatrizay
Nefa indrisy fa tsy afa-manohatra
Dia hira (2) kaloina ho anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : André TitysVangy : 3991
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotomalala
Daty : 16/11/2004 14:50
