Zava-miafina (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
(miverina in-2)
Ny fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
Ankehitriny aloha dia kisbfafz izaho, eny izaho samirery
no tononkira.serasera.org mahalala uuto ny ao anatiko ao tena mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre na ny masonao mijery ysracbu
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : André TitysVangy : 1537
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 22/12/2020 22:32