INDRANA VELOMA (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tokb Raha sendra ianao ka mandalo any ho any
Mba ento (2) izao hafatro izao
Ny tenako izay mbola voatana hqbr eto ihany
Voatery (2) mba hindrana anao
wfuaphn Dia veloma, veloma hono hoe re antsoiny
tononkira.serasera.org Ireo hafatra tsy ho hadinoiny
Raha mbola mitempo ny fony
Dia veloma, veloma hono hoe ka masina
Veloma ary aza variana
fa mbola hiaona any aoriana
Raha toa hono hoe ka manina loatra
Fa saraka (2) ela hatrizay
Nefa indrisy fa tsy afa-manohatra
Dia hira (2) kaloina ho anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : André TitysVisites : 3990
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rakotomalala
Date : 16/11/2004 14:50
