INDRANA VELOMA (André Titys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra ianao ka mandalo any ho any
tononkira.serasera.org Mba ento (2) izao hafatro izao
Ny tenako izay mbola voatana eto ihany
Voatery (2) mba hindrana anao
Dia veloma, veloma hono hoe re antsoiny
Ireo hafatra tsy ho hadinoiny
Raha mbola mitempo ny fony
szfibe Dia veloma, veloma hono hoe ka masina
tmiw Veloma ary aza variana
fa mbola hiaona uqucbpjb any aoriana
Raha toa hono hoe ka manina loatra
Fa saraka (2) ela hatrizay
Nefa indrisy fa tsy afa-manohatra
Dia hira (2) kaloina ho anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : André TitysHits : 3992
Likes : 1 Like
Created by : Rakotomalala
Date : 16/11/2004 14:50
