Hihira ho Azy aho (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho ho hknp anao xqisrgl ry Iaveh o?
Hihira raha velon*aina koa
Hankalaza ny hatsaram-ponao
Amin'ny aiko sy ny heriko rehetra
Hihira aho?hoan*Iaveh Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
Fa Azy tblmkg anie ny hoavy anio sy taloha
Hihira aho raha mbola velon*aina
Ny antsa atolotro Azy dia aoka ho hira fiderana
Mahagaga ny hatsaram-ponao
Ry Ray Tompon*ny soa
Tsy navelaNao ho very izahay
Ka izany no iderako anao.
Fa hihira aho ho...........

--------
Rohy: