ANDJHY
1600
Nampiditra : Andjhy
Tamin'ny : 20/05/2015 12:48:08
Mombamomba :
RAKOTONDRAMAMY Andrinirina Barson no tena anarany. 17 Mars 19.. izy no teraka. Mpanankato mivoy hira maroloko fa ny tena iangaliany dia hira sy gadona avy any atsimo.
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Adalako
- Ambarao azy
- Hafa ty manan-dReny
- Hihira ho Azy aho
- Himpoly hiagnatimo
- Izy no herinao
- Molia ravaly
- Valiko igne
Hevitra mandeha
Andjhy (08/02/2018 22:41:15)
Miarahaba tompoko, efa azo jerena sur YouTube ny audio fa ny clip vao eo ampanomanana. Mankasitraka tompoko.