Ka tandregna (ANDJHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka tandregna tsika tononkira.serasera.org rolahy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tandregna, ovao gn'atao jmmiqf e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha adjh fa afara
Ka tandregna tsika ry longo e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, Tompo mpahary
Tompon'ny soa, ro zgxzspmu tsy magnary e!
Gny fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
Amy fiadana ambony tany etoy e!
Andao nareo, miova masìka
Hamonjy Tompo ao amparadisa
Fa Jesoa, mpandomba anao e!
Ka tandregna, ovao gn'atao jmmiqf e!
Mibebaha, tsy no ho tara
Fa gny negny tsy aloha adjh fa afara
Ka tandregna tsika ry longo e!
Fa mandalo rie fiaina toy e!
K'atao somonga ny fivavaha
Gny fantotrao, ingo fa mivaha
Fa Iaveh, Tompo mpahary
Tompon'ny soa, ro zgxzspmu tsy magnary e!
Gny fonao atolory azy e!
Fa gny finoa, tsy vazivazy e!
--------
Rohy:
Hevitra
ANDJHY
(
06/07/2026 11:33)
Mirary soa hatrany amin'izay atao rehetra.
