Hihira ho Azy aho (ANDJHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira vzhuu aho ho anao ry Iaveh o?
Hihira raha velon*aina koa
Hankalaza ny hatsaram-ponao
Amin'ny aiko sy ny heriko rehetra
  Hihira aho?hoan*Iaveh Ray Tsitoha
  Fa Azy anie ny hoavy anio sy taloha
  Hihira aho raha mbola qeseynx velon*aina
  Ny antsa atolotro Azy dia aoka ho hira fiderana

Mahagaga ny hatsaram-ponao
Ry Ray Tompon*ny soa
Tsy navelaNao ho very izahay
Ka izany no iderako tononkira.serasera.org anao.
      qtdfcqjk  
      Fa hihira aho ho...........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANDJHY
Visites : 1743
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Andjhy
Date : 20/05/2015 17:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03