You are here: home > Tononkira > ANDJHY

Izy no herinao (ANDJHY)

            
Tsy ianao irery no  ianjadiam-pahoriana
Tsy ianao irery no migoka fijaliana
Tsy ianao irery no faraidiny eto antany
Fa ao Jesoa Kristy, ho anao.(fois)

          Fa Jesoa Tomponao, tsy mandao
          Miahy  sy manasoa anao
          Na lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
          Fa Izy, Izy no herinao (2Tsiky dia ampy fois)

Fa Izy irery, no tena fianana eto antany
Fa Izy irery, hasambarana tsy lany
Fa Izy irery, no anankinanao ny fiainanao
Fa Izy no mpamonjy anao.

           Fa Jesoa Tomponao, tsy mandao
           Miahy sy manasoa anao
           Na lalan-tsarotr'aza, izay diavinao
           Fa Izy, Izy no herinao (2 fois)

Fa Izy, Izy no herinao (duo)

Mpihira : ANDJHY
Mpamaky : 805
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Andjhy
Tamin'ny : 04/02/2018 17:53:06
ID : 10347

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo