Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAKA (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, dia nasehonao tokoa
Ny fahalehibiazanao ka notanterahinao ny teny
Foinao Jesosy, Ilay lahitokanao,
Mba ho famonjena ahy ’zay mpanota ratsy e
Fomba ahoana loatra e! ksnbntj no nanomeznao
Ilay zanakao ho fanavotana ahy
Tsy mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola,
tena mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
Eny ho’aho Jesosy ô! raha tsy nanaiky Ianao
Ny ho faty tamin’ny hazo, dia ny hazo fijaliana
Tsy ho nahalala ’zany fahasambarana
Na ny tononkira.serasera.org foko na ny saiko ary indrindra ny fanahy
Fomba ahoana loatra e! no nanekenao ahy
Ho eo ambalanao ry Mpiandry ondry mora
Tsy dpyf mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola,
Tena wntp mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
R.R. Patrick

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAVangy : 2716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/03/2008 07:43