Isan'andro, isan'andor Salamo 68 : 19 (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie, isaorana anie ny Tompo
’zay mitondra ny entantsika isan’andro isan’andro
Eny Andriamanitra izay Famonjena antsika
Andriamanitra izay Famonjena antsika
Aoka ny firenena, ny firenenan-drehetra
Hisaotra Azy Hankalaza an’i Jehovah
Hihira fiderana, hanao ny haleloia
Izay manam-pofon’aina hanandratra axfzpmo Azy
Aoka izay tononkira.serasera.org amin’ny tany rehetra
Handohalika sy hiankohoka aminy
Fa Jehovah no Tompo qwele Tsitoha
Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy
cubyqnrx RRJ. Patrick
’zay mitondra ny entantsika isan’andro isan’andro
Eny Andriamanitra izay Famonjena antsika
Andriamanitra izay Famonjena antsika
Aoka ny firenena, ny firenenan-drehetra
Hisaotra Azy Hankalaza an’i Jehovah
Hihira fiderana, hanao ny haleloia
Izay manam-pofon’aina hanandratra axfzpmo Azy
Aoka izay tononkira.serasera.org amin’ny tany rehetra
Handohalika sy hiankohoka aminy
Fa Jehovah no Tompo qwele Tsitoha
Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy
cubyqnrx RRJ. Patrick
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAVangy : 2896
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/03/2008 07:38
