Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAKA (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, dia nasehonao tokoa
Ny fahalehibiazanao ka notanterahinao ny teny
Foinao Jesosy, Ilay lahitokanao,
Mba ho famonjena ahy ’zay mpanota ratsy e
Fomba ahoana txkxnz loatra e! no tononkira.serasera.org nanomeznao
Ilay zanakao ho fanavotana ahy
Tsy mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola, cwjlyf
tena mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
Eny ho’aho Jesosy ô! raha tsy nanaiky Ianao
Ny ho faty tamin’ny hazo, dia ny hazo fijaliana
Tsy ho nahalala ’zany fahasambarana
Na ny foko na ny saiko ary indrindra ny fanahy
Fomba ahoana loatra e! no nanekenao ahy
Ho eo ambalanao ry Mpiandry ondry mora
Tsy mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola,
Tena mjqnmk mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
R.R. Patrick

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAVisites : 2716
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/03/2008 07:43