VAVAKA (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! mba valio re ny vavaka ataonay izao
Mangatam-pamelana Aminao
ô ô ô! hiantrao ka mba hamindrao fo
Fa efa ovfyafhr mila ho kivy tokoa
Tsinjo fa mamatotra anay ny fakam-panahy
satana mamandrika anay ety
Nefa ireo raha eo Ianao voatohitray
ka ampio ireto ondry maniasia
Ray ô! ny hadalana nahazatra hatrizay
Hitsio, soloy, fitiavana Anao
ô ô qnudm ô! hiantrao 'ty fanahy mirehareha
Fa efa lavo ka tsy afa-mandeha
Tsinjo fa mamatotra anay ny fakam-panahy
satana mamandrika anay ety
Nefa fetlwarf ireo raha eo Ianao voatohitray
ka ampio ireto ondry mania! Amen
RASOLONIRINA Joseph dit José tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAVisites : 886
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : salohy
Date : 23/02/2016 22:14