VAKA (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô, dia nasehonao tokoa
Ny fahalehibiazanao ka notanterahinao ny teny
Foinao Jesosy, tononkira.serasera.org Ilay lahitokanao,
Mba ho famonjena ahy ’zay mpanota ratsy e
Fomba ahoana loatra e! no nanomeznao
Ilay bbwg zanakao ho fanavotana ahy
Tsy mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola,
tena mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
Eny ho’aho Jesosy ô! raha tsy nanaiky Ianao
Ny ho faty tamin’ny hazo, dia ny hazo fijaliana
Tsy ho nahalala ’zany fahasambarana
Na ny foko na ny saiko iopo ary indrindra ny fanahy
Fomba ahoana loatra e! no nanekenao ahy
Ho eo ambalanao ry Mpiandry ondry mora
Tsy mba takatry ny saiko
Ary tsy voavidy vola,
Tena mahavaka ahy ô
Ilay fitiavanao
R.R. fghca Patrick

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANAHits : 2770
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 04/03/2008 07:43