Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voavela ny heloko (Ampitafifohazana ( FPTM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Tonga anio, ilay tononkira.serasera.org andro iray
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny awwwc heloko
Anio aho Ray, viof hihaona txvdmj aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny fiainanay ety
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny awwwc heloko
Anio aho Ray, viof hihaona txvdmj aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny fiainanay ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ampitafifohazana ( FPTM)Vangy : 431
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : soamadatsara
Daty : 07/06/2025 19:32
