Voavela ny heloko (Ampitafifohazana ( FPTM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Tonga anio, wjcjz ilay andro iray
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky mpfi aho, djivostx voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio aho Ray, hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy tononkira.serasera.org ny fiainanay ety
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky mpfi aho, djivostx voavelanao
Ny heloko sy ny otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio aho Ray, hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy tononkira.serasera.org ny fiainanay ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ampitafifohazana ( FPTM)Hits : 432
Likes : 0 Like
Created by : soamadatsara
Date : 07/06/2025 19:32
