Voavela ny heloko (Ampitafifohazana ( FPTM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Tonga anio, ilay andro iray
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko zqlt sy ny tononkira.serasera.org otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio bzpbpq aho Ray, loyz hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny fiainanay ety
Izay ialako ety ho any Aminao
Matoky aho, voavelanao
Ny heloko zqlt sy ny tononkira.serasera.org otako
Hitsiky ny tarehiko
Namindranao fo, nosasana koa
Ho ravony fanahiko,
Fa voavelanao ny heloko
Anio bzpbpq aho Ray, loyz hihaona aminao
Dia lazaiko aminao ny amiko
Satria Ianao, mpamonjiko
Sy miahy ny fiainanay ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ampitafifohazana ( FPTM)Visites : 430
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : soamadatsara
Date : 07/06/2025 19:32
