Ampitafifohazana ( FPTM)

Nampiditra soamadatsara
13 andro lasa
Hiran'i Ampitafifohazana ( FPTM) 1 Jereo eto
Vangy : 74
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny Ampitafifohazana dia Antoko mpihira ao Fifohazampanahy Toby lehibe Manolotrony Zanatoby ao Mahavoky Besarety, mitory ny filazantsara an'i Jesosy Kristy, araka ny teniny Jesosy hoe " madehana mitoria ny filazantsara amin'ny olona rehetra", isany hira iray izay hambaranay ity hira voalohany ity hoe : Voavela ny heloko , dia ny famelan'Andriamanitra ny heloky ny olona izay mibebaka manatona Azy

Hevitra momba an'i Ampitafifohazana ( FPTM)

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Ampitafifohazana ( FPTM) (1)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0103