HANARAKA ANAO (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Jehovah Ray!Efa namboarinao mba hitovy aminao izahay
Tao Edena no nanamboaranao anay
Ka ny tantarany e, dia ohatr'ohatr'izay
Ray Malala o
Indrisy anefa f'izahay dia zanak'adala
Nivezivezy e,nivoaka any ivelan'ny vala
Ia e e! hiaraha-mahalala
Ankehitriny aho Tompo o
Hitoetra anilanao
Ankehitriny aho Tompo o
Hanara-dia anao
Ref: 'Zaho o, 'zaho o 'zaho o
Hanarak'Anao o
'Zaho o, 'zaho o 'zaho o
Hanompo anao o
2/ Jesosy Tompo o
Raiso mba ho isan'ny zanakaoI
ty mpanompo o
Mitoera feno e ka manjakà ato am-poko
Jesosy o inty aho Tompo
Ankehitriny aho Tompo o
Hitoetra anilanao
Ankehitriny aho Tompo o
Hanara-dia anao
Ref: 'Zaho o, 'zaho o 'zaho o
Hanarak'Anao o
'Zaho o, 'zaho o 'zaho o
Hanompo anao o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPAFI AntsirabeVangy : 1051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rajosvahonjanirina
Daty : 17/02/2019 11:03