Ny sambokelinay (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Sambokelinay ry Jeso Tompo!
Atopatopan’ny Onja ka manahy,
Ny tsy ho tody an-tseranana fa,
Mila ho rendrika andalana.
Ref.:Aza avelanao angahiahy
Ity Fo, izay miandrandra anao
Tompo ô henoy izao vavako izao
gcuv ô! atolory re ny tananao
Raiso ho eo ambany elatrao!
Ry Tompo ô! Ilay finoako anao!
Dia atanjaho, tsy hanana ahiahy
Mba andresako izao gcmqv tontolo izao
izay mikasa ny handavo ahy
Ref. : Aza avelanao....................
Ry Tompo ô! ilay fanantenana,
no entinay hanaradia anao,
Ny tahotray, izay mampihanahana
dia ankininay an-tratranao
Ref.: Aza avelanao......................;
tononkira.serasera.org AMIT
jdipu Tonony sy Feony : Neneh!
Atopatopan’ny Onja ka manahy,
Ny tsy ho tody an-tseranana fa,
Mila ho rendrika andalana.
Ref.:Aza avelanao angahiahy
Ity Fo, izay miandrandra anao
Tompo ô henoy izao vavako izao
gcuv ô! atolory re ny tananao
Raiso ho eo ambany elatrao!
Ry Tompo ô! Ilay finoako anao!
Dia atanjaho, tsy hanana ahiahy
Mba andresako izao gcmqv tontolo izao
izay mikasa ny handavo ahy
Ref. : Aza avelanao....................
Ry Tompo ô! ilay fanantenana,
no entinay hanaradia anao,
Ny tahotray, izay mampihanahana
dia ankininay an-tratranao
Ref.: Aza avelanao......................;
tononkira.serasera.org AMIT
jdipu Tonony sy Feony : Neneh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Vangy : 2721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malaky
Daty : 26/12/2003 08:31
