Ny sambokelinay (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Sambokelinay ry Jeso Tompo!
Atopatopan’ny Onja ka manahy,
Ny tsy ho tody an-tseranana fa,
Mila ho rendrika andalana.
Ref.:Aza avelanao angahiahy
Ity Fo, izay miandrandra anao
Tompo ô henoy izao vavako izao
ô! tononkira.serasera.org atolory re ny bkylczr tananao
wmbnsq Raiso ho eo ambany elatrao!
Ry Tompo ô! Ilay finoako anao!
Dia atanjaho, tsy hanana ahiahy
Mba andresako izao tontolo izao
izay mikasa ny handavo ahy
Ref. : Aza avelanao....................
Ry Tompo dbzbrhl ô! ilay fanantenana,
no entinay hanaradia anao,
Ny tahotray, izay mampihanahana
dia ankininay an-tratranao
Ref.: Aza avelanao......................;
AMIT
Tonony sy Feony : Neneh!
Atopatopan’ny Onja ka manahy,
Ny tsy ho tody an-tseranana fa,
Mila ho rendrika andalana.
Ref.:Aza avelanao angahiahy
Ity Fo, izay miandrandra anao
Tompo ô henoy izao vavako izao
ô! tononkira.serasera.org atolory re ny bkylczr tananao
wmbnsq Raiso ho eo ambany elatrao!
Ry Tompo ô! Ilay finoako anao!
Dia atanjaho, tsy hanana ahiahy
Mba andresako izao tontolo izao
izay mikasa ny handavo ahy
Ref. : Aza avelanao....................
Ry Tompo dbzbrhl ô! ilay fanantenana,
no entinay hanaradia anao,
Ny tahotray, izay mampihanahana
dia ankininay an-tratranao
Ref.: Aza avelanao......................;
AMIT
Tonony sy Feony : Neneh!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Visites : 2720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malaky
Date : 26/12/2003 08:31
