Fanantenako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Fanantenako
Ny FANANTENAKO ry Jesosy ô! Dia izao
Any andro mbola ho valianao ireo vavakay
Fa raha mbola misy koa ny farany ety
Ny FANANTENAKO tsy ho faty
Fa Ianao mahalala izay mahasoa Sy hahatsara ny fiainanay
1/ Mino aho f'indray andro any ny haizin-kitroka mbola hisava
Ka hiposak'indray ny hazavana izay avy Aminao
Ireo fijaliana sy ny alahelo mbola hiova fiadanam-po
Ka ho sambatr'izay manana Anao ry Jesosy ô!
2/ Mino aho fa indray andro any, 'reo kamboty tsisy mpiahy
Tsy ho avelanao hiady irery fa ho vonjeNao
Ireo ory sy ayfdb mahantra mijaly! Hiainan-tsambatra ka ho faly
'Zany indrindra re Jesosy Malala tononkira.serasera.org ô! tysb No FANANTENAKO
A/C : ndbkcm Hasiniaina Wedneslass

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:34