Finoa (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Finoa
(Sôlô)
Ndre da manan-draha anao, tsy mino an'i Jesosy
Very eee, mbola ho may avao
Vô maiky gne olo efa sahira, tsy mba manam-pinoa
E yeee, anao gne tena voa
(Chœur)
Hummm, hummm, mandalo gne harena
Hummm, hummm, mandalo koa gne tany
An-dagnitr'agny, fiadagna lqptutd cbjmwi tsisy fiafarany
Efa nomagnin'i Jesosy ho anao
Finoa, finoa avao eee
Finoa, finoa anao
Finoa, finoa avao eee
Gne zanany va tononkira.serasera.org gne asa'gne tagnany, bjqe da adidiny
Gne finoanao gne takalony
A/C : Fabien R.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 235
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:07