Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanantenako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Fanantenako
Ny FANANTENAKO ry Jesosy ô! tononkira.serasera.org Dia izao
Any andro mbola ho valianao ireo vavakay
Fa raha mbola misy koa ny farany ety
Ny FANANTENAKO tsy ho faty
Fa Ianao mahalala izay mahasoa Sy hahatsara ny fiainanay
1/ Mino cwida aho f'indray andro any ny haizin-kitroka mbola hisava
Ka hiposak'indray ny hazavana izay avy Aminao
Ireo fijaliana sy ny alahelo xodm mbola hiova fiadanam-po
Ka ho sambatr'izay manana Anao ry Jesosy ô!
2/ Mino aho fa indray andro any, 'reo kamboty tsisy mpiahy
Tsy ho avelanao hiady irery fa ho vonjeNao
Ireo ory sy mahantra mijaly! Hiainan-tsambatra ka ho faly
'Zany indrindra fxndbrj re Jesosy Malala ô! No FANANTENAKO
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 192
Likes : 0 Like
Created by : Isco
Date : 26/02/2026 10:34