Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay Namako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ilay namako
1/Fizarako ny alahelo, famborahako hafaliana
Tsy iza izany Jesosyô, fa ilay namako tiako
Iriako anie hitombo fitia ao Aminao
Ka hifanampy sy hiara-hifanohana
Ref : Fa tsy foiko anie izy iny Jesosy ô!
Tena namana ary edtvc tsy nivadika
Ato am-poko foana izy raha sendra lavitra ahy
Tsy ho adinoko satria NAMAKO
2/Efa maro izay efa niala, efa maro koa ireo nandao
Fa iny namako iny jbhksoh kosa Jeso tsy nivadika ahy
Tsapako fa fanomezana avy Aminao izy
Ka dia misaotra opnls Anao aho ry Tompo ô
Aoka tsy izaho irery no hahazo anjaram-pamonjena
Fa ireo namako koa, tononkira.serasera.org iriko mba ho toa ahy
Ny fitiavanao Mamy no efa nampiray anay
Jesosy Tompo Malala ô! Henoy ny vavakay
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:24