Fanantenako (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Fanantenako
Ny FANANTENAKO ry Jesosy ô! Dia izao
Any andro mbola ho valianao ireo vavakay
Fa raha mbola misy koa htkq ny farany nhariqpt ety
Ny FANANTENAKO tsy ho faty
Fa Ianao mahalala izay mahasoa Sy hahatsara ny fiainanay
1/ Mino aho f'indray andro any ny haizin-kitroka mbola hisava
Ka hiposak'indray ny hazavana izay avy Aminao
Ireo tononkira.serasera.org fijaliana sy ny alahelo mbola hiova fiadanam-po
Ka ho sambatr'izay manana Anao ry Jesosy ô!
2/ Mino aho fa indray andro any, 'reo kamboty aidrknc tsisy mpiahy
Tsy ho avelanao hiady irery fa ho vonjeNao
Ireo ory sy mahantra mijaly! Hiainan-tsambatra ka ho faly
'Zany indrindra re Jesosy Malala ô! No FANANTENAKO
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Visites : 240
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 26/02/2026 10:34