Asandratro (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Asandratro
(Sôlô : Lahy / Uni-son : Vavy)
Asandratro ho Anao qyblm ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao truhl amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
(Chœur)
Ref : Natokako Anao ny talentako
Ho entiko hiderana sy hihoby Anao
Hanakoako ny feonay sy hihira ho Anao
Ary mankalaza ny anaraNao, fa tsara Ianao
Ary mankalaza vzcf ny anaraNao, noho ny famonjena
(Uni-son)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny tononkira.serasera.org fo sy ny fanahy
Ref...
A/C : Tojo Andriatoavina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 13/03/2026 05:08