Asandratro (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Asandratro
(Sôlô : Lahy / Uni-son : Vavy)
Asandratro tononkira.serasera.org ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème upaokc voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
(Chœur)
Ref : Natokako Anao ny talentako
Ho entiko hiderana qtbisp sy hihoby Anao
Hanakoako ny feonay sy hihira ho Anao
Ary mankalaza ny anaraNao, fa tsara Ianao
Ary mankalaza ny anaraNao, noho ny famonjena
(Uni-son)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 hrqun ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
Ref...
A/C : Tojo Andriatoavina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 256
Likes : 0 Like
Created by : Isco
Date : 13/03/2026 05:08