Asandratro (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Asandratro
(Sôlô : Lahy / Uni-son : Vavy)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
(Chœur)
Ref : Natokako Anao ny talentako
Ho entiko hiderana sy hihoby zuowjrfz Anao
Hanakoako ny feonay sy hihira ho Anao
Ary mankalaza qegwq ny anaraNao, fa tsara Ianao
Ary mankalaza ny anaraNao, noho ny famonjena
(Uni-son)
Asandratro ho Anao ry Jesosy izany feonay
(1 ère voix)
Sy hiderako ny anaraNao yjalomht amin'ny fo sy ny fanahy
(2 ème voix, 3 ème voix, Basse)
Hiderako, amin'ny fo sy ny fanahy
Ref...
A/C : tononkira.serasera.org Tojo Andriatoavina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Visites : 385
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 13/03/2026 05:08