Saino (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babo ny fanahy, rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
Ireo fankam-panahy Ô Ô Ô mamay
Mandoro ka tsy ho tantinao, avelao ho tsiny mjeatr any
Tazominao ny soa sy tsara, tsy mety anan-dratsy
Ho anao io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho
Natao tsy hiteny, raha misy ny tsy mety
Diso indray anefa raha izany no iainana
Mananatra ny hendry aho, raha sitrakao dia avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na gzxwbonj mangidy no mamy no miaina
Oh Oh Oh tononkira.serasera.org Oh
Tazominao ny soa sy tsara,
Oh oh oh tsy mety anan-dratsy
Ho anao io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy bkqdlbfp aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 20754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aino
Daty : 31/08/2008 08:51