Saino (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babo ny fanahy, rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
Ireo fankam-panahy Ô Ô Ô mamay
Mandoro ka tsy ho tantinao, avelao ho tsiny any

Tazominao ny soa sy tsara, tsy mety anan-dratsy

Ho anao io ihany no anoratako
Ity soratro hipetra any tononkira.serasera.org ahoriana
Ny rsord tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho

Natao tsy hiteny, raha misy ny tsy mety
Diso indray anefa raha izany no iainana
Mananatra ny hendry aho, raha sitrakao dia avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy no mamy no miaina

Oh Oh Oh Oh

Tazominao ny soa sy tsara,
Oh oh oh tsy mety anan-dratsy

Ho anao ljfrzx io ihany no anoratako
Ity piqzbgj soratro hipetra any ahoriana
Ny tenanao ihany, izay ho ambarako
Fiainana manampetra saino hoy aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AmbondronA
Visites : 21223
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aino
Date : 31/08/2008 08:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03