Efa anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manontany tena aho haka awxpzjue azy eto
Mangina irery miandry antso lasa sento
Toa tsy andry ny ahitana uxigebrw anao eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery
Raha tsxzsc nidify aho tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao tononkira.serasera.org eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao
Niteny taminy aho f'efa miandry eto
May ny ahita azy mantsy sao tara eo
Ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 12218
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kelly18
Daty : 04/10/2017 22:18
