Efa anao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    
Manontany tena xlov aho haka azy eto
Mangina mvohgjny irery tononkira.serasera.org miandry antso lasa tqlxoa sento
Toa tsy andry ny ahitana anao eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery

Raha nidify aho tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao

Niteny taminy aho f'efa miandry eto
May ny ahita azy mantsy sao tara eo
Ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AmbondronA
Hits : 12218
Likes : 1 Like
Created by : kelly18
Date : 04/10/2017 22:18
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123