Efa anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manontany tena aho haka azy eto
Mangina irery miandry antso lasa pbduh sento
Toa tsy andry ny ahitana anao eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery
Raha tononkira.serasera.org nidify aho tsy lasa lavitra akory
Nanaraka ahy hatrany an-tsaina ny endrikao
Tsapako ato am-poko izao fa...
Tsy ho ela dia ho lazaiko anao eo ihany
Ny antony hanaterako anao isan'andro izao
Izaho anie ka mody tsy miteny f'efa anao
Niteny taminy aho f'efa mhrs miandry eto
May ny ahita azy mantsy sao tara tvbfvyo eo
Ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
Efa anao ny amiko, eny anao irery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 11520
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : kelly18
Date : 04/10/2017 22:18
