Toy ny diera (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy euzwgv tononkira.serasera.org ny diera maniry ny rano anony
Ny aeqawsyt foko maniry Anao
Ry fanahiko, ry fanahiko
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana e? No mitanondrika ka mitoloko ao anatiko
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Tomponao, Tomponao
Manantenà prtsjqlx ny Tomponao
Ny aeqawsyt foko maniry Anao
Ry fanahiko, ry fanahiko
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana e? No mitanondrika ka mitoloko ao anatiko
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Tomponao, Tomponao
Manantenà prtsjqlx ny Tomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 1078
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 30/09/2022 05:27
