VALISOA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VALISOA
Tamin’izany andro izany i Jesoa, nony nahita ny vahoaka cieq nanaraka azy.
Dia niakatra gandej teo an-tendrombohitra.
Ary rehefa tafapetraka izy dia nanatona Azy tononkira.serasera.org ny mpianany, ka niloa-bava Izy nampiantra azy nanao hoe :
1-"Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova ny tany.
Sambatra izay mitomany, fa halàna alahelo.
Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa voky izy.
2-"Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy.
Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra izy.
Sambatra ny tia fihavanana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra.
Sambatra ny miaritra ny fanenjehana noho ny rariny, fa zy ireo ny fanjakan’ny lanitra."
3-"Sambatra ntcjg ianareo izay tevatevaina sy enjehina
ary ampagaina lainga amin’ny ratsy rehetra noho ny amiko.
Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny VALISOAnareo any an-danitra."
Tonony :Matio 5, 1-12a
Feony : Paul Aimé A. RATSIMBA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVangy : 3451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : petaka
Daty : 13/11/2005 11:00