Noely sambatra (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro lehibe tokoa izao andro anio izao
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely eyqr vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
tononkira.serasera.org Todiho re (solo)
Todiho re ny eo fatbdl akaiky, ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy Feony : RATSIMBA fusyp Paul Aimé
Nandrindra : RAKOTOARISON Siméon
Ravoravo avokoa ny ankizy milalao
Tonga mantsy ny Noely
Fety mamy tena soa
Teraka ao ilay zazakely
Vonjy ho ahy, ho anao koa
Izy aza tonga ety mba hitondra Famonjena
Koa nahoana isika ety no dia be fitiavan-tena
’Ndeha omeo izay foinao
Ireo mahantra mampitsetra
Dia ho Noely eyqr vaovao
Ny androm-piainanao rehetra
tononkira.serasera.org Todiho re (solo)
Todiho re ny eo fatbdl akaiky, ireo havantsika
Ny fiainana (solo)
Iaraha-miaiky: mampisento, mampikiaka
’Nefa kosa ity Noely
Dia Fety iaraha-mitambatra
Koa aoka hifampizara kely
Dia ho Noely Tena Sambatra
Tonony sy Feony : RATSIMBA fusyp Paul Aimé
Nandrindra : RAKOTOARISON Siméon
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaHits : 4319
Likes : 0 Like
Created by : Haja RAKOTOZAFY
Date : 14/12/2004 10:51
