Ampidiro aloha ny tenimiafina
VALISOA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VALISOA
Tamin’izany andro izany i Jesoa, nony tononkira.serasera.org nahita ny vahoaka nanaraka azy.
Dia niakatra teo an-tendrombohitra.
Ary rehefa tafapetraka izy dia nanatona Azy ny mpianany, ka niloa-bava Izy nampiantra azy nanao hoe :
1-"Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova revxseyq ny tany.
Sambatra izay mitomany, fa halàna alahelo.
Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa voky izy.
2-"Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy.
Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra keeuts izy.
Sambatra ny tia fihavanana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra.
Sambatra ny miaritra ny fanenjehana noho ny rariny, fa zy ireo ny fanjakan’ny lanitra."
3-"Sambatra ianareo izay tevatevaina sy enjehina
ary ampagaina lainga amin’ny ratsy rehetra noho ny amiko.
Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny oyuxdhh VALISOAnareo any an-danitra."
Tonony :Matio 5, 1-12a
Feony : Paul Aimé A. RATSIMBA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaHits : 3516
Likes : 0 Like
Created by : petaka
Date : 13/11/2005 11:00